Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 2:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Tamin’izay dia hoy raolombelona hoe: «Ity ahay mba mitovy amiko, fa taolana avy amin’ny taolako ity sady nofo avy amin’ny nofoko; hatao hoe vehivavy ity, satria lehilahy no nanalana azy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Dia hoy Ralehilahy: Ankehitriny dia taolana avy amin’ny taolako sy nofo avy amin’ny nofoko ity; ity dia hatao hoe vehivavy, satria lehilahy no nakana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Tamin’izay dia hoy raolombelona hoe: «Ity ahay mba mitovy amiko, fa taolana avy amin’ny taolako ity sady nofo avy amin’ny nofoko; hatao hoe vehivavy ity, satria lehilahy no nanalana azy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Ary hoy ralehilahy: «Amin’izao, ity no taolana avy amin’ny taolako, sy nofo avy amin’ny nofoko. Hantsoina hoe vehivavy izy, satria nalaina avy tamin’ny lehilahy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Ary hoy ralehilahy: Ankehitriny dia taolana avy amin’ny taolako sy nofo avy amin’ny nofoko ity; ity dia hatao hoe ,vehivavy,’ satria lehilahy no nanalana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ary hoy ralehilahy: Ankehitriny dia taolana avy amin'ny taolako sy nofo avy amin'ny nofoko ity; ity dia hatao hoe vehivavy satria lehilahy no nanalana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Dia hoy Ralehilahy: Ankehitriny dia taolana avy amin’ny taolako sy nofo avy amin’ny nofoko ity; ity dia hatao hoe vehivavy, satria lehilahy no nakana azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 2:23
6 Rohy Ifampitohizana  

ka hoy i Labàna taminy: –Marina tokoa fa havako ianao, ary iray ra amiko. Dia nipetraka iray volana tao aminy i Jakôba.


Mpiray foko amin’ny mpanjaka ianareo, ary havany sy tapany, koa nahoana no ianareo indray no ho farany amin’ny fampodiana azy?›


Dia tonga tao amin’i Davida tao Hebrôna ny fokon’i Israely rehetra ka nanao taminy hoe: –Indreto izahay havanao sy tapakao.


–Mba anontanio ny mponina rehetra eto Sekema ange izay mety aminy kokoa na ny hofehezin’ny fitopolo lahy zanak’i Jerobahala, na ny hofehezin’ny olona iray ihany. Ary tsarovy fa izaho dia isan’ny fianakavianareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra