Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 18:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Dia hoy ny TOMPO anakampo hoe: «Moa hafeniko an’i Abrahama ve izay hataoko?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Ary hoy NY TOMPO hoe: Hafeniko amin’i Abrahama va izay hataoko?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Dia hoy ny TOMPO anakampo hoe: «Moa hafeniko an’i Abrahama ve izay hataoko?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Ary hoy i Iaveh: «Hafeniko amin’i Abrahama va izay efa hataoko?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Ary Jehovah nanao hoe: Hafeniko amin’i Abrahama va izay hataoko?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Ary Jehovah nanao hoe: Hafeniko amin'i Abrahama va izay hataoko?

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 18:17
10 Rohy Ifampitohizana  

Koa voatery hidina Aho mba hijery raha toa ka araka ny fitarainana tonga any amiko tokoa no nataony. Ho fantatro raha nanao izany rehetra izany izy na tsia.


Ny roa tamin’ireo lehilahy vahiny dia niainga ka nankany Sôdôma, fa ny TOMPO kosa mbola nijanona niaraka tamin’i Abrahama.


Dia namaly ny TOMPO hoe: –Raha mahita olo-marina dimampolo ao Sôdôma Aho, dia havelako heloka ny tanàna manontolo noho ny amin’ireo.


Tamin’izay indrindra ny TOMPO no nampidina afo sy solifara avy tany an-danitra handoroana an’i Sôdôma sy i Gômôra,


Rehefa tonga teo akaikin’i Elisà teo an-tendrombohitra anefa izy, dia niantoraka teo an-tongony; nanatona hampiala azy i Gehazỳ, saingy nitenenan’i Elisà hoe: –Aoka ihany izy, fa vonton’alahelo; ary nafenin’ny TOMPO ahy ny anton’izany fa tsy nampahafantariny ahy.


Ry Andriamanitray ô, Ianao no nandroaka ny mponina tamin’ity tany ity hiala teo anoloan’i Israely vahoakanao ka nanome mandrakizay an’izany ho an’ny taranak’i Abrahama sakaizanao.


Ireo mpanaja ny TOMPO no anehoany ny tsiambaratelony, satria ampahafantariny azy tokoa izay raketin’ny fanekempihavanany.


Satria tsy manao zavatra ny Tompo ANDRIANANAHARY, raha tsy efa mampahafantatra ny fikasany amin’ireo mpaminany mpanompony.


tsy hataoko hoe mpanompo intsony ianareo, satria ny mpanompo tsy mahalala izay ataon’ny tompony; fa efa ataoko hoe sakaiza ianareo, satria izay rehetra reko tamin’ny Raiko no nampahafantariko anareo.


Koa tanteraka ny Soratra Masina manao hoe: ‹Nino an’Andriamanitra i Abrahama, ka nankatoavan’Andriamanitra azy ho marina izany; ary dia nantsoin’Andriamanitra hoe sakaizany izy».


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra