Genesisy 15:4 - DIEM PROTESTANTA4 Fa hoy ny TOMPO taminy: –Tsy handova anao izy, fa ilay haterakao ihany no handova anao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Ary indro, tonga taminy ny tenin’NY TOMPO hoe: Tsy handova anao izy, fa izay haterakao ihany no handova anao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Fa hoy ny TOMPO taminy: –Tsy handova anao izy, fa ilay haterakao ihany no handova anao. Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Tamin’izay dia tonga taminy ny tenin’i Iaveh nanao hoe: «Tsy izy io no mpandova anao, fa ilay haloaky ny kibonao no ho mpandova anao.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary, indro, ny tenin’i Jehovah tonga taminy hoe: Tsy handova anao izany; fa izay haterakao, dia izy no handova anao. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary, indro, ny tenin'i Jehovah tonga taminy hoe: Tsy handova anao izany; fa izay haterakao, dia izy no handova anao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Ary indro, tonga taminy ny tenin’NY TOMPO hoe: Tsy handova anao izy, fa izay haterakao ihany no handova anao. Jereo ny toko |
Ny TOMPO kosa naniraka anjely, izay nandringana ny miaramila maherifo rehetra sy ny manamboninahitra ary ny komandy teo an-tobin’ny mpanjakan’i Asiria. Ka dia lasa nody tamin-kenatra i Saneheriba; ary nony niditra tao an-tranon’ny andriamaniny izy, dia ireo zanany naterany ihany no namono nahafaty azy tao tamin’ny sabatra.