Genesisy 14:11 - DIEM PROTESTANTA11 Nofaohin’ireo mpandresy avokoa ny haren’ny tao Sôdôma sy tao Gômôra mbamin’ny sakafo rehetra, dia lasa izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Nobaboin’izy ireo ny fananana sy ny hanina rehetra tao Sodoma sy Gomora, dia lasa izy ireo nandeha. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Nofaohin’ireo mpandresy avokoa ny haren’ny tao Sôdôma sy tao Gômôra mbamin’ny sakafo rehetra, dia lasa izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Nofaohin-dry zareo avokoa ny fananana rehetra tao Sôdôma sy Gômôra, mbamin’ny hanina rehetra tao, dia nandeha izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary izy ireo namabo ny fananana rehetra tao Sodoma sy Gomora ary ny hanina rehetra, dia lasa nandeha. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary izy ireo namabo ny fananana rehetra tao Sodoma sy Gomora ary ny hanina rehetra. dia lasa nandeha. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Nobaboin’izy ireo ny fananana sy ny hanina rehetra tao Sodoma sy Gomora, dia lasa izy ireo nandeha. Jereo ny toko |