Genesisy 14:1 - DIEM PROTESTANTA1 Tamin’izany andro izany, i Amrafela mpanjakan’i Sinehara, i Ariôka mpanjakan’i Elasara, i Kedôrlahômera mpanjakan’i Helama, ary i Tidehala mpanjakan’i Goîma, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Tamin’ny andron’i Amrafela, mpanjakan’i Sinara, i Arioka, mpanjakan’i Elasara, i Kedorlaomera, mpanjakan’i Elama, ary i Tidala, mpanjakan’ny Goima, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Tamin’izany andro izany, i Amrafela mpanjakan’i Sinehara, i Ariôka mpanjakan’i Elasara, i Kedôrlahômera mpanjakan’i Helama, ary i Tidehala mpanjakan’i Goîma, Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 Tamin’ny andron’i Amrafela, mpanjakan’i Senaara, sy i Ariòka, mpanjakan’i Elasara, sy i Kodôrlahômôra, mpanjakan’i Elama, ary i Tadala, mpanjakan’i Gôima, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY tamin’ny andron’i Amrafela, mpanjakan’i Sinara, sy Arioka, mpanjakan’i Elasara, sy Kedorlaomera, mpanjakan’i Elama, ary Tidala, mpanjakan’ny Goima, Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary tamin'ny andron'i Amrafela. mpanjakan'i Sinara, sy Arioka, mpanjakan'i Elasara. sy Kedorlaomera mpanjakan'i Elama. ary Tidala. mpanjakan'ny Goima, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Tamin’ny andron’i Amrafela, mpanjakan’i Sinara, i Arioka, mpanjakan’i Elasara, i Kedorlaomera, mpanjakan’i Elama, ary i Tidala, mpanjakan’ny Goima, Jereo ny toko |
«Any koa no tafangona ny tafika helamita manontolo sady voahodidin’ny fasany; samy voatrabaka sy maty an’ady avokoa izy rehetra. Ireo tsy voafora ireo, izay nampihorohoro taloha teny amin’ny tanin’ny velona, dia naidina any ambanin’ny tany. Izao izy rakotry ny henatra miaraka amin’ireo efa tafidina any.