Genesisy 13:15 - DIEM PROTESTANTA15 fa homeko anao sy ny taranakao mandrakizay ny tany manontolo izay tazanao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 fa ny tany rehetra izay tazanao dia homeko anao sy ny taranakao mandrakizay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 fa homeko anao sy ny taranakao mandrakizay ny tany manontolo izay tazanao. Jereo ny tokoBaiboly Katolika15 fa homeko anao sy ny taranakao mandrakizay izao tany rehetra tazanao izao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 fa ny tany rehetra izay tazanao dia homeko anao sy ny taranakao mandrakizay. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 fa ny tany rehetra izay tazanao dia homeko anao sy ny taranakao mandrakizay. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 fa ny tany rehetra izay tazanao dia homeko anao sy ny taranakao mandrakizay. Jereo ny toko |
Tsy ny fahamarinanareo na ny hitsimponanareo no mahamendrika anareo hiditra haka ny taniny ho fanananareo; fa ny haratsiam-panahin’ireo firenena ireo no handroahan’ny TOMPO Andriamanitrareo azy eo anoloanareo, ary koa mba hahatò ny fampanantenana izay nianianan’ny TOMPO tamin’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba razambenareo.