Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 11:28 - DIEM PROTESTANTA

28 ary maty tao amin’ny tany nahaterahany tao Ora any Babilônia izy fony fahavelon’i Tera rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Mbola velona i Tera rainy tamin’ny nahafatesan’i Harana tao amin’ny tany nahaterahany, tao Oran’ny Kaldeana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 ary maty tao amin’ny tany nahaterahany tao Ora any Babilônia izy fony fahavelon’i Tera rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

28 Ary i Aràna maty teo anatrehan’i Tare rainy, tany amin’ny tany nahaterahany, any Ora any Kaldea.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 Ary maty Harana, raha mbola teo anatrehan’i Tera rainy tany amin’ny tany nahaterahany, dia tao Oran’ny Kaldeana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Ary maty Harana, raha mbola teo anatrehan'i Tera rainy tany amin'ny tany nahaterahany, dia tao Oran'ny Kaldeana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

28 Mbola velona i Tera rainy tamin’ny nahafatesan’i Harana tao amin’ny tany nahaterahany, tao Oran’ny Kaldeana.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 11:28
5 Rohy Ifampitohizana  

Ary nentin’i Tera i Abrama zanany lahy sy i Lôta zafikeliny sady zanakalahin’i Haràna. Nentiny koa i Saray vinantovaviny, vadin’i Abrama. Dia niala tao Ora any Babilônia ireo ka nankany amin’ny tany Kanahàna. Tonga hatrany Haràna izy ary nonina tao.


Ka hoy indray Izy taminy: –Izaho TOMPO no nampivoaka anao avy tany Ora any Babilônia mba hanomezako anao ity tany ity ho fanananao.


Ianao no TOMPO Andriamanitra, Izay nifidy an’i Abrama ka nampiala azy tao Ora any Kaldea sy nanome anarana azy hoe Abrahama.


Fa raha tsy mbola tapitra akory ny tenin’io? dia nisy iray hafa koa tonga ka nanao hoe: «Nasian’ny andian-jiolahy kaldeanina telo toko ny rameva ka norobainy; novonoiny ho faty tamin’ny sabatra ny mpanomponao. Izaho irery no afa-nandositra hampandre anao.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra