Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 1:15 - DIEM PROTESTANTA

15 Ho fanazavana eny amin’ny habakabaky ny lanitra izy mba hanazava ny etỳ ambonin’ny tany.» Dia tanteraka izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 dia aoka ho fanazavana eny amin’ny habakabaky ny lanitra izy hanazava eny ambonin’ny tany! Dia nisy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Ho fanazavana eny amin’ny habakabaky ny lanitra izy mba hanazava ny etỳ ambonin’ny tany.» Dia tanteraka izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 ary aoka ho fanazavana eny amin’ny habakabaky ny lanitra hanazava ny tany.» Dia tanteraka izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary aoka ho fanazavana eny amin’ny habakabaky ny lanitra izy hanazava eny ambonin’ny tany; dia nisy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary aoka ho fanazavana eny amin'ny habakabaky ny lanitra izy hanazava eny ambonin'ny tany; dia nisy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 dia aoka ho fanazavana eny amin’ny habakabaky ny lanitra izy hanazava eny ambonin’ny tany! Dia nisy izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 1:15
4 Rohy Ifampitohizana  

Ary Andriamanitra niteny hoe: «Aoka hisy fanazavana eny amin’ny habakabaky ny lanitra mba hampiavaka ny andro sy ny alina sady ho marika hamantarana ny fety mbamin’ny andro sy ny taona!


Ary Andriamanitra nanao ny loharanom-panazavana roa lehibe: ny lehibe kokoa dia ny masoandro mba hanapaka ny andro, ary ny kely kokoa dia ny volana mba hanapaka ny alina; dia nanao ireo kintana ihany koa Izy.


Dia tanteraka izany. Nataon’Andriamanitra ny habakabaka ka nampisaraka ny rano ho antonta roa, dia ny rano ambanin’ny habakabaka sy ny rano ambonin’ny habakabaka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra