Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Estera 9:26 - DIEM PROTESTANTA

26 Izany no iantsoana ireo andro ireo hoe «Porîma», avy amin’ny voambolana «Pora» izay midika hoe antsapaka. Ny zavatra rehetra izay raketin’io taratasy io ary koa izay hitan’ny Jiosy sy nihatra taminy

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Izany no nanaovana ireo andro ireo hoe Porima, dia araka ny anarana hoe Pora. Araka ny teny rehetra tamin’izany taratasy izany sy izay hitany ny amin’izany zavatra nanjo azy izany

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Izany no iantsoana ireo andro ireo hoe «Porîma», avy amin’ny voambolana «Pora» izay midika hoe antsapaka. Ny zavatra rehetra izay raketin’io taratasy io ary koa izay hitan’ny Jiosy sy nihatra taminy

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Izany no nanaovana ireo andro ireo hoe Porima, dia araka ny anarana hoe Pora. Ary araka ny teny rehetra tamin’izany taratasy izany sy izay hitany ny amin’izany zavatra efa nanjo azy izany

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Izany no nanaovana ireo andro ireo hoe Porima, dia araka ny anarana hoe Pora. Ary araka ny teny rehetra tamin'izany taratasy izany sy izay hitany ny amin'izany zavatra efa nanjo azy izany

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 Izany no nanaovana ireo andro ireo hoe Porima, dia araka ny anarana hoe Pora. Araka ny teny rehetra tamin’izany taratasy izany sy izay hitany ny amin’izany zavatra nanjo azy izany

Jereo ny toko dika mitovy




Estera 9:26
5 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny taona faha-12 nanjakan’i Kserksesa, volana voalohany na volana Nisàna, no nanaovana ny antsapaka (atao hoe Porîma) teo anatrehan’i Hamàna hahafantarana ny fotoanandro tokony hanatanterahana izany; ka rehefa notetezina ny andro sy ny volana, dia ny volana faha-12 na volana Adara no voatondron’ny antsapaka.


Dia nanoratra ny tantaran’izany zava-nitranga izany i Môrdôkay, ary nampitondra taratasy ho any amin’ny Jiosy rehetra izay nonina tany amin’ny faritany isan-tokony, na akaiky na lavitra, manerana ny fanjakan’ny amperôra Kserksesa.


Ny baikon’i Estera no nampijoro ireo zavatra fanao amin’ny Porîma ireo, ary voasoratra tao amin’ny boky izany.


«Ary amin’ny andro hahatongavan’izany, dia homeko toerana iray handevenana azy any Israely i Gôga, dia ny lohasahan’ny mpandalo ao atsinanan’ny Ranomasina Maty; ka hisakan-dalana ny mpandalo izany fandevenana azy eo izany. Any no handevenana an’i Gôga sy ny tafiny marobe manontolo. Ary hantsoina hoe «Lohasahan’ny tafika maroben’i Gôga» io toerana io.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra