Estera 4:13 - DIEM PROTESTANTA13 dia izao no nasainy navaly azy: «Aza mihevitra anakampo fa ho afaka irery amin’ny Jiosy rehetra ianao satria monina ao an-dapa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Ary nampitondra valiny ho any amin’i Estera i Mordekay hoe: Aza mihevitra anakampo fa ianao no ho voavonjy amin’ny Jiosy rehetra saingy ao an-tranon’ny mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 dia izao no nasainy navaly azy: «Aza mihevitra anakampo fa ho afaka irery amin’ny Jiosy rehetra ianao satria monina ao an-dapa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Ary Mordekay nampitondra valiny ho amin’i Estera hoe: Aza manao anakampo fa ho afaka mihoatra noho ny Jiosy rehetra hianao, saingy ao an-tranon’ny mpanjaka; Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ary Mordekay nampitondra valiny ho amin'i Estera hoe: Aza manao anakampo fa ho afaka mihoatra noho ny Jiosy rehetra ianao, saingy ao an-tranon'ny mpanjaka; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Ary nampitondra valiny ho any amin’i Estera i Mordekay hoe: Aza mihevitra anakampo fa ianao no ho voavonjy amin’ny Jiosy rehetra saingy ao an-tranon’ny mpanjaka. Jereo ny toko |