Estera 2:9 - DIEM PROTESTANTA9 Nahazo fanambinana teo anatrehan’i Hegay i Estera, satria nahafinaritra azy ny toetran-drazazavavy: nomeny faingana azy ny fitaovana hikarakarany tena sy ny anjara sakafony ary koa mpanompovavy fito izay voafantina manokana avy tao an-dapa; dia nafindrany ho ao amin’ny efitra tsara indrindra tao amin’ny tranom-behivavy izy sy ireo mpanompovaviny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Nahafaly azy Razazavavy ka nahita fitia teo imasony. Nomeny haingana an-dRazazavavy ny zavatra rehetra nilainy ho fihaingoana sy ny anjara haniny ary mpanompovavy fito izay voafantina homena azy avy tao amin’ny tranon’ny mpanjaka; ary nafindrany ho ao amin’ny toerana tsara indrindra ao amin’ny tranom-behivavy izy sy ny mpanompovaviny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Nahazo fanambinana teo anatrehan’i Hegay i Estera, satria nahafinaritra azy ny toetran-drazazavavy: nomeny faingana azy ny fitaovana hikarakarany tena sy ny anjara sakafony ary koa mpanompovavy fito izay voafantina manokana avy tao an-dapa; dia nafindrany ho ao amin’ny efitra tsara indrindra tao amin’ny tranom-behivavy izy sy ireo mpanompovaviny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ary nahafaly azy razazavavy ka nahita fitia teo imasony; dia nomeny faingana an-drazazavavy ny zavatra fidiovany sy ny anjara-haniny ary ny ankizivavy fito izay voafantina homena azy avy tao an-tranon’ny mpanjaka; ary nafindrany ho ao amin’ny fitoerana tsara indrindra ao an-tranom-behivavy izy sy ny ankizivaviny. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ary nahafaly azy razazavavy ka nahita fitia teo imasony; dia nomeny faingana an-drazazavavy ny zavatra fidiovany sy ny anjara-haniny ary ny ankizivavy fito izay voafantina homena azy avy tao an-tranon'ny mpanjaka; ary nafindrany ho ao amin'ny fitoerana tsara indrindra ao an-tranom-behivavy izy sy ny ankizivaviny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Nahafaly azy Razazavavy ka nahita fitia teo imasony. Nomeny haingana an-dRazazavavy ny zavatra rehetra nilainy ho fihaingoana sy ny anjara haniny ary mpanompovavy fito izay voafantina homena azy avy tao amin’ny tranon’ny mpanjaka; ary nafindrany ho ao amin’ny toerana tsara indrindra ao amin’ny tranom-behivavy izy sy ny mpanompovaviny. Jereo ny toko |
Aoka hisy taratasy homena ahy koa ho an’i Asafa mpiandraikitra ny alam-panjakana mba hanomezany hazo ahy hatao amin’ny varavaran’ny trano fiarovana manolotra ny tempoly sy amin’ny mandan’ny tanàna ary amin’ny trano hitoerako. Dia nomen’ny amperôra ahy ireo taratasy ireo, araka ny fiarovana nanambinan’Andriamanitra ahy.
Nandritra ny herintaona, ireto tovovavy ireto dia nanaraka ny fomba fikarakaran-tena sahaza ny vehivavy, ka enim-bolana notrorina menaka misy miora ary enim-bolana notrorina ilomanitra sy zavatra isan-karazany fampiasam-behivavy. Rehefa tapitra izany herintaona izany, dia mandeha tsirairay any amin’ny amperôra Kserksesa ireo tovovavy.