Estera 1:4 - DIEM PROTESTANTA4 Nasehon’ny amperôra azy ny harena amam-boninahitry ny fanjakana ary ny harevaka aman-drentin’ny fahalehibiazany; ka enim-bolana no naharetan’izany lanonambe izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Nasehony nandritra ny andro maro, valopolo amby zato andro, ny harena amam-boninahitry ny fanjakany ary ny famirapiratry ny fahalehibiazany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Nasehon’ny amperôra azy ny harena amam-boninahitry ny fanjakana ary ny harevaka aman-drentin’ny fahalehibiazany; ka enim-bolana no naharetan’izany lanonambe izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 ary nasehony andro maro, dia valo-polo amby zato andro, ny harena amam-boninahitry ny fanjakany ary ny tabiha sy rehareha momba ny fahalehibiazany. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 ary nasehony andro maro, dia valo-polo amby zato andro, ny harena amam-boninahitry ny fanjakany ary ny tabiha sy rehareha momba ny fahalehibiazany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Nasehony nandritra ny andro maro, valopolo amby zato andro, ny harena amam-boninahitry ny fanjakany ary ny famirapiratry ny fahalehibiazany. Jereo ny toko |
Ary faly i Hezekià tamin’ny fahatongavan’ireto iraka; dia nasehony azy ny trano fitahirizana zava-tsoa, dia volafotsy sy volamena ary zava-manitra sy menaka mamerovero; nasehony azy koa ny trano fitobian’ny fitaovam-piadiana rehetra mbamin’ny zavatra hafa isan-karazany tao amin’ny fitoeran-drakiny. Tsy nisy zavatra nafeniny azy na ny tao an-dapany na ny tao amin’ny fanjakany manontolo.