Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 5:15 - DIEM PROTESTANTA

15 Nankao amin’ny Farao ireo Israelita mpitandrin-draharaha ka nitaraina hoe: –Nahoana no dia ataonao toy izao izahay mpanomponao?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Dia nankao amin’i Farao ny mpampiasa ny Zanak’Israely ka nitaraina taminy hoe: Nahoana no manao toy izany amin’ny mpanomponao ianao?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Nankao amin’ny Farao ireo Israelita mpitandrin-draharaha ka nitaraina hoe: –Nahoana no dia ataonao toy izao izahay mpanomponao?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 Koa lasa nitaraina tany amin’i Faraôna ny mpanoratry ny zanak’i Israely nanao hoe: «Nahoana ianao no dia manao toy izany amin’ny mpanomponao?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Dia nankao amin’i Farao ny mpifehy ny Zanak’Isiraely ka nitaraina taminy hoe: Nahoana no manao toy izany amin’ny mpanomponao hianao?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Dia nankao amin'i Farao ny mpifehy ny Zanak'Isiraely ka nitaraina taminy hoe: Nahoana no manao toy izany amin'ny mpanomponao ianao?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Dia nankao amin’i Farao ny mpampiasa ny Zanak’Israely ka nitaraina taminy hoe: Nahoana no manao toy izany amin’ny mpanomponao ianao?

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 5:15
4 Rohy Ifampitohizana  

Mahita fiadanana koa ny mpigadra, ka tsy handre intsony ny antsoantson’ny mpiambina.


Dia nanendry lehiben’ny asa fanompoana ny Ejiptianina mba hampikoy ny Israelita amin’ny asa mafy. Koa nanangana ny tanàna Pitôma sy Rahamsesa ny Israelita mba ho fitahirizam-bokatra ho an’ny Farao.


Nokapohiny aza ny mpitandrin-draharaha israelita notinendriny, sady nanontaniany hoe: «Nahoana omaly sy androany no tsy vitanareo ny isan’ny biriky anjaranareo toy ny teo aloha?»


Tsy omena mololo izahay kanefa asaina manao biriky ihany. Ary jereo fa nokapohina izahay mpanomponao, ka heloky ny vahoakanao izao!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra