Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 40:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Ny latabatra voatokana dia napetraka tao amin’ny Tranolay fihaonana, terỳ amin’ny lafiny avaratra, teo anoloan’ny efitra lamba;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Napetrany tao amin’ny tranolay fihaonana ny latabatra, teo amin’ny lafiny avaratra amin’ny tabernakely, teo ivelan’ny efitra lamba.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Ny latabatra voatokana dia napetraka tao amin’ny Tranolay fihaonana, terỳ amin’ny lafiny avaratra, teo anoloan’ny efitra lamba;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Napetrany tao an-trano lay fihaonana ny latabatra amin’ny lafiny avaratra amin’ny Fonenana, atỳ ivelan’ny efitra lamba,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary ny latabatra dia napetrany teo amin’ny trano-lay fihaonana, dia teo amin’ny lafin’ny tabernakely avaratra, teo ivelan’ny efitra lamba.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary ny latabatra dia napetrany teo amin'ny trano-lay fihaonana, dia teo amin'ny lafin'ny tabernakely avaratra, teo ivelan'ny efitra lamba.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Napetrany tao amin’ny tranolay fihaonana* ny latabatra, teo amin’ny lafiny avaratra amin’ny tabernakely, teo ivelan’ny efitra lamba.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 40:22
5 Rohy Ifampitohizana  

Hapetraka ao amin’ny fonena-masina, eo amin’ny lafiny avaratra, ny latabatra; ary ny fitoeran-jiro kosa manoloana ny latabatra amin’ny lafiny atsimo.


Napetraka tao amin’ny Tranolay fihaonana tamin’ny lafiny atsimo, manoloana ny latabatra, ny fitoeran-jiro;


Ao no haiditra ny latabatra voatokana ka halamina eo amboniny ny mofo fanolotra ho Ahy; ao koa no haiditra ny fitoeran-jiro ka harehitra ny jirony.


Kely noho izay bitika indrindra amin’ny vahoakan’Andriamanitra rehetra aho, kanefa nomen’Andriamanitra izany tombon-tsoa izany: dia ny hitory amin’ny hafa firenena ny Vaovao Mahafaly momba ny haren’i Kristy tsy hita lany,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra