Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 39:18 - DIEM PROTESTANTA

18 ary ny lanin’ny rojo roa kosa dia napetaka tamin’ny bokom-bolamena izay teo ambonin’ny beritelon’ny efôda, mba hahatonga ny saron-tratra ho eo anoloana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Ny lanin’ny tady roa dia nataony teo amin’ny randram-bolamena roa, ary nataony teo amin’ny soroky ny efoda, teo anoloana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 ary ny lanin’ny rojo roa kosa dia napetaka tamin’ny bokom-bolamena izay teo ambonin’ny beritelon’ny efôda, mba hahatonga ny saron-tratra ho eo anoloana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Ary nofeheziny tamin’ny randram-bolamena roa ny tendrony roa amin’ny rojony roa dia napetraka teo amin’ny soroky ny efôda anoloana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Ary ny lanin’ny tady roa dia nataony teo amin’ny randram-bolamena roa, dia nataony teo amin’ny soroky ny efoda anoloana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Ary ny lanin'ny tady roa dia nataony teo amin'ny randram-bolamena roa, dia nataony teo amin'ny soroky ny efoda anoloana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Ny lanin’ny tady roa dia nataony teo amin’ny randram-bolamena roa, ary nataony teo amin’ny soroky ny efoda, teo anoloana.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 39:18
6 Rohy Ifampitohizana  

Mpivaofy vato no hisokitra ny anarana amin’ireo vato roa ireo; hataony toy ny fisokitra tombokase izany ka hapetaka anaty bokom-bolamena anankiroa.


dia hapetaka eo koa ny rojo volamena madinika anankiroa miolanolana toy ny tady voarandrana.


Beritelo zairina amin’ny sisiny roa no hitondrana ny efôda.


Nafatotra tsirairay tamin’ireo haba amin’ny saron-tratra ireo ny rojo volamena madinika;


Nisy haba volamena roa hafa koa namboarina ka napetaka teo amin’ny zorony roa ambany amin’ny saron-tratra manolotra ny efôda.


Mahatsara ny takolakao ireo kavina eo an-daniny avy; ary manendrika ny tenanao ny rado iambozonanao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra