Eksodosy 39:10 - DIEM PROTESTANTA10 ary noravahana laharam-batosoa efatra: ny laharana voalohany dia sardoanina sy tôpaza ary emeralda; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Dia nasiany vato alatsaka an-tranontranony izany, vato efatra andalana: Ny andalana voalohany dia karnelia sy topaza ary emeraoda; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 ary noravahana laharam-batosoa efatra: ny laharana voalohany dia sardoanina sy tôpaza ary emeralda; Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Vato efatra andalana no naravaka azy; ny andalana iray dia sardoana, tôpazy, emeraoda, andalana voalohany io; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary nasiany vato nalatsaka an-tranontranony izy, dia vato efatra andalana: ny andalana voalaohany dia karnelia sy topaza ary emeralda; Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary nasiany vato nalatsaka an-tranontranony izy, dia vato efatra andalana: ny andalana voalohany dia karnelia sy topaza ary emeralda; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Dia nasiany vato alatsaka an-tranontranony izany, vato efatra andalana: Ny andalana voalohany dia karnelia sy topaza ary emeraoda; Jereo ny toko |