Eksodosy 36:34 - DIEM PROTESTANTA34 Norakofany takela-bolamena, na hazo fisaka na ny barany; ary nisy haba volamena notefeny mba hitsofohan’ny barany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201134 Ny hazofisaka dia nopetahany takelaka volamena, ary nataony volamena koa ny mason-drojo aminy, izay hitoeran’ny barany; nopetahany takelaka volamena koa ny barany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Norakofany takela-bolamena, na hazo fisaka na ny barany; ary nisy haba volamena notefeny mba hitsofohan’ny barany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika34 Nopetahana takela-bolamena ny hazo fisaka; natao volamena koa ny masom-bola nidiran’ny barany; ary nopetahana volamena koa ny barany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy34 Ary ny zanakazo nopetahany takela-bolamena, ary nataony volamena koa ny vava vola aminy, izay hitoeran’ny barany: ary nopetahany takela-bolamena koa ny barany. Jereo ny tokoMalagasy Bible34 Ary ny zana-kazo nopetahany takela-bolamena, ary nataony volamena koa ny vava vola aminy, izay hitoeran'ny barany: ary nopetahany takela-bolamena koa ny barany. Jereo ny toko |