Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 31:9 - DIEM PROTESTANTA

9 ny alitara fanaovana sorona sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy, ny tavy fidiovana sy ny faladiany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo mbamin’ny fanaka rehetra momba azy ary ny koveta sy ny faladiany,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 ny alitara fanaovana sorona sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy, ny tavy fidiovana sy ny faladiany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 ny ôtely fanaovan-tsorona dorana sy ny fanaka rehetra momba azy, ny tavy sy ny faladiany;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 sy ny alitara fandoroana ny fanatitra odorana mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, ary ny tavy sy ny faladiany,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 sy ny alitara fandoroana ny fanatitra odorana mbamin'ny fanaka rehetra momba azy, ary ny tavy, sy ny faladiany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo mbamin’ny fanaka rehetra momba azy ary ny koveta sy ny faladiany,

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 31:9
5 Rohy Ifampitohizana  

Fa ny alitara halimo izay namboarin’i Betsalela zanakalahin’i Orỳ sady zafikelin’i Hora kosa dia teo anoloan’ny Fonena-masin’ny Tompo tao Gibehôna. Teo no nahatongavan’i Salômôna sy ny Israelita tafangona mba hanontany ny TOMPO.


Hohosoranao ilomasina koa ny kovetabe sy ny faladiany ka izany no hanokananao azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra