Eksodosy 31:4 - DIEM PROTESTANTA4 hainy ny manao vinavinan’asa, ny miasa volamena sy volafotsy ary halimo, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 tahaka ny famolavolana asa kanto, ny fiasana volamena sy volafotsy ary varahina, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 hainy ny manao vinavinan’asa, ny miasa volamena sy volafotsy ary halimo, Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 hanefeny volamena, volafotsy, varahina, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 dia ny hihevitra hanao asa kanto, ny hiasa volamena sy volafotsy ary varahina Jereo ny tokoMalagasy Bible4 dia ny hihevitra hanao asa kanto, ny hiasa volamena sy volafotsy ary varahina Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 tahaka ny famolavolana asa kanto, ny fiasana volamena sy volafotsy ary varahina, Jereo ny toko |