Eksodosy 31:16 - DIEM PROTESTANTA16 Tsy maintsy hajain’ny Israelita isaky ny taranaka mifandimby ny sabata satria fanekempihavanana raikitra izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Hotandreman’ny Zanak’Israely ny Sabata ka hankatoaviny hatramin’ny taranany fara aman-dimby, fa fanekena mandrakizay izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Tsy maintsy hajain’ny Israelita isaky ny taranaka mifandimby ny sabata satria fanekempihavanana raikitra izany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 Samy hitandrina sy hankalaza ny sabata ny zanak’i Israely mbamin’ny taranaka mandimby azy, ho fanekena mandrakizay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Dia hotandreman’ny Zanak’Isiraely ny Sabata hankatoavany azy hatramin’ny taranany fara mandimby, dia fanekena mandrakizay izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Dia hotandreman'ny Zanak'Isiraely ny Sabata hankatoavany azy hatramin'ny taranany fara mandimby, dia fanekena mandrakizay izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Hotandreman’ny Zanak’Israely ny Sabata ka hankatoaviny hatramin’ny taranany fara aman-dimby, fa fanekena mandrakizay izany. Jereo ny toko |
Tamin’izay koa no nahitako ny olona sasany tao Joda nanosihosy famiazam-boaloboka tamin’ny andro sabata; nisy nitaona amboaram-bary, nampitondra entana ny borikiny aza, dia divay sy voaloboka sy aviavy ary entana isan-karazany, mba hoentina any Jerosalema amin’ny andro sabata; dia nananatra azy mafy aho ny amin’izany andro ivarotany entana izany.
Hoy koa ny TOMPO hoe: «Raha atsahatrao ny fanosihosena ny sabata, ka tsy ny tombontsoanao no enjehinao amin’ny andro voatokana ho Ahy, raha ny sabata no lazainao hoe andro mahafinaritra, raha ny andro voatokana ho Ahy no lazainao hoe mendrika hohajaina, raha hajainao tokoa izany ka fadînao ny fanaonao na ny manenjika ny tombontsoanao na ny miteniteny foana,