Eksodosy 3:20 - DIEM PROTESTANTA20 Izany no hanehoako ny fahefako tsy hay tohaina ka hamelezako an’i Ejipta amin’ny zava-mahagaga rehetra izay hataoko ao anatiny, ary aorian’izany vao halefany ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Dia hanatsotra ny tanako Aho ka hamely an’i Ejipta amin’ny fahagagana rehetra izay hataoko eo aminy. Aorianan’izay vao handefa anareo izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Izany no hanehoako ny fahefako tsy hay tohaina ka hamelezako an’i Ejipta amin’ny zava-mahagaga rehetra izay hataoko ao anatiny, ary aorian’izany vao halefany ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika20 nefa haninjitra ny tanako Aho hamely an’i Ejipta, amin’ny fahagagana isan-karazany hataoko eo aminy, ka havelany handeha ianareo rehefa afaka izany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Dia haninjitra ny tànako Aho ka hamely an’i Egypta amin’ny fahagagana rehetra izay hataoko eo aminy; ary rehefa afaka izany, dia vao handefa anareo izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Dia haninjitra ny tanako Aho ka hamely an'i Egypta amin'ny fahagagana rehetra izay hataoko eo aminy; ary rehefa afaka izany, dia vao handefa anareo izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Dia hanatsotra ny tanako Aho ka hamely an’i Ejipta amin’ny fahagagana rehetra izay hataoko eo aminy. Aorianan’izay vao handefa anareo izy. Jereo ny toko |
Moa efa nisy ve andriamanitra sampy nanandrana nanafaka firenena anankiray teo an-tanan’ny firenen-kafa mba hatokany ho azy, ka nampiasa fizahan-toetra sy famantarana ary zava-mahagaga sy ady ombàn’ny fiarovana mahery sy fahefana tsy hay tohaina ary fampatahorana goavana? Tsia, kanefa teo imasoanareo indrindra no nanaovan’ny TOMPO Andriamanitrareo izany rehetra izany ho anareo tany Ejipta.