Eksodosy 28:20 - DIEM PROTESTANTA20 ny laharana fahefatra dia krizôlita sy berila ary jaspa. Samy apetaka anaty bokom-bolamena avy ny vato tsirairay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 ny andalana fahefatra kosa dia krizolita sy berila ary jaspy. Asio randram-bolamena ny fitoerany avy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 ny laharana fahefatra dia krizôlita sy berila ary jaspa. Samy apetaka anaty bokom-bolamena avy ny vato tsirairay. Jereo ny tokoBaiboly Katolika20 Ny andalana fahefatra: krisôlita, berila, jaspa iray avy. Hodidino raozy volamena avokoa ireo vato ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 ary ny andalana fahefatra dia krysolita sy beryla ary jaspy; ary asio randram-bolamena ny fitoerany avy. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 ary ny andalana fahefatra dia krysolita sy beryla ary jaspy; ary asio randram-bolamena ny fitoerany avy. Jereo ny toko |