Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 26:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Hisy kofehy dimampolo amin’ny sisin’ny vitrana tsirairay, ka hifanandrify amin’ny laharan’ny kofehy eo amin’ny vitrana iray mifanila aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Tadivavarana dimampolo no hataonao eo amin’ny ambainy iray ary tadivavarana dimampolo koa no hataonao eo amin’ny sisin’ny ambainy amin’ny iray efa voavitrana; koa aoka hifanandrify ny tadivavarana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Hisy kofehy dimampolo amin’ny sisin’ny vitrana tsirairay, ka hifanandrify amin’ny laharan’ny kofehy eo amin’ny vitrana iray mifanila aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Hataonao dimampolo ny tadivavarana amin’ny ambainy voalohany, ary hataonao dimampolo koa ny tadivavarana amin’ny sisiny iafaran’ny ambainy navitrana faharoa, ary hifanandrify ireo tadivavarana ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Tadivavarana dimam-polo no hataonao eo amin’ny ambainy iray, ary tadivavarana dimam-polo koa no hataonao eo amin’ny sisin’ny ambainy izay amin’ny anankiray efa voavitrana koa; ary hifandray ny tadivavarana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Tadivavarana dimam-polo no hataonao eo amin'ny ambainy iray, ary tadivavarana dimam-polo koa no hataonao eo amin'ny sisin'ny ambainy izay amin'ny anankiray efa voavitrana koa; ary hifandray ny tadivavarana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Tadivavarana dimampolo no hataonao eo amin’ny ambainy iray ary tadivavarana dimampolo koa no hataonao eo amin’ny sisin’ny ambainy amin’ny iray efa voavitrana; koa aoka hifanandrify ny tadivavarana.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 26:5
3 Rohy Ifampitohizana  

Hopetahana kofehy volon’ondry miloko volomparasy ny sisin-damba farany amin’ny vitrana voalohany, ary hatao toy izany koa ny sisin-damba voalohany amin’ny vitrana faharoa.


Farango volamena dimampolo no hamboarina mba hanakambanana ny vitrana roa, dia hatambatra ho iray ihany ny fonena-masina manontolo.


Nisy tadivavarana dimampolo tamin’ny sisin’ny vitrana tsirairay, ka nifanandrify tamin’ny laharan’ny tadivavarana teo amin’ny vitrana iray mifanila aminy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra