Eksodosy 25:36 - DIEM PROTESTANTA36 Mitambatra ho iray ihany amin’ny sisa rehetra ny boko sy ny rantsana, ka samy ho volamena madio avokoa izy rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201136 Hiray avokoa ny bokony sy ny rantsany, sady ho voatefy amin’ny vongana volamena tokana tsy miharo izy rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 Mitambatra ho iray ihany amin’ny sisa rehetra ny boko sy ny rantsana, ka samy ho volamena madio avokoa izy rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika36 Ho fonjany iray ihany amin’ny fanaovan-jiro ireo bokony sy rantsany ireo, ary ho fonjam-bolamena an-tefiny iray ihany avokoa izy manontolo, sady volamena madio. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy36 Ny kiboriny sy ny sampany dia hiray avokoa; hatao indray mivofy aminy amin’ny volamena tsara izy rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible36 Ny kiboriny sy ny sampany dia hiray avokoa; hatao indray mivofy aminy amin'ny volamena tsara izy rehetra. Jereo ny toko |