Eksodosy 21:11 - DIEM PROTESTANTA11 Fa raha tàhiny tsy manome fahafaham-po azy amin’ireo lafiny telo ireo izy, dia azon’ilay vehivavy atao ny mivoaka ho olona afaka maimaim-poana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Ary raha tsy hataony aminy izany zavatra telo loha izany dia hiala ka ho afaka madiodio Ravehivavy fa tsy handoa vola. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Fa raha tàhiny tsy manome fahafaham-po azy amin’ireo lafiny telo ireo izy, dia azon’ilay vehivavy atao ny mivoaka ho olona afaka maimaim-poana. Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Ary raha tsy tanterahiny aminy ireo zavatra telo ireo dia mahazo miala fotsiny izy, fa tsy handoa vola akory». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary raha tsy hataony aminy izany zavatra telo loha izany, dia hiala ho afaka fotsiny ravehivavy, fa tsy handoa vola. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary raha tsy hataony aminy izany zavatra telo loha izany, dia hiala ho afaka fotsiny ravehivavy, fa tsy handoa vola. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Ary raha tsy hataony aminy izany zavatra telo loha izany dia hiala ka ho afaka madiodio Ravehivavy fa tsy handoa vola. Jereo ny toko |