Eksodosy 18:14 - DIEM PROTESTANTA14 Koa raha nahita ireo zavatra rehetra tsy maintsy hataony amin’i vahoaka ny rafozany, dia niteny tamin’i Mosesy hoe: –Inona izao zavatra ataonao amin’ny vahoaka izao? Nahoana no ianao irery no manao ny asa, ka mahatonga ny olona hijajirika manomboka ny maraina ka mandra-paharivan’ny andro rehefa hiseho eo anatrehanao? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Rehefa hitan’ny rafozan’i Mosesy izay rehetra nataony tamin’ny olona dia hoy izy: Inona izao zavatra ataonao amin’ny olona izao? Nahoana no ianao irery no mipetraka fa ny olona rehetra kosa dia mitsangana eo anoloanao hatramin’ny maraina ka hatramin’ny hariva? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Koa raha nahita ireo zavatra rehetra tsy maintsy hataony amin’i vahoaka ny rafozany, dia niteny tamin’i Mosesy hoe: –Inona izao zavatra ataonao amin’ny vahoaka izao? Nahoana no ianao irery no manao ny asa, ka mahatonga ny olona hijajirika manomboka ny maraina ka mandra-paharivan’ny andro rehefa hiseho eo anatrehanao? Jereo ny tokoBaiboly Katolika14 Nony nahita izay rehetra nataon’i Môizy tamin’ny vahoaka ity rafozany, dia nanao hoe: «Inona ity ataonao amin’ireo olona ireo? Nahoana no ianao irery no mipetraka hitsara, ary ny olona rehetra kosa mitsangana eo anatrehanao hatramin’ny maraina ka hatramin’ny hariva?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ary rehefa hitan’ny rafozan’i Mosesy izay rehetra nataony tamin’ny olona, dia hoy izy: Inona izao zavatra ataonao amin’ny olona izao? Nahoana no hianao irery ihany no mipetraka, fa ny olona rehetra kosa mitsangana eo anatrehanao hatramin’ny maraina ka hatramin’ny hariva? Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ary rehefa hitan'ny rafozan'i Mosesy izay rehetra nataony tamin'ny olona, dia hoy izy: Inona izao zavatra ataonao amin'ny olona izao? Nahoana no ianao irery ihany no mipetraka, fa ny olona rehetra kosa mitsangana eo anatrehanao hatramin'ny maraina ka hatramin'ny hariva? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Rehefa hitan’ny rafozan’i Mosesy izay rehetra nataony tamin’ny olona dia hoy izy: Inona izao zavatra ataonao amin’ny olona izao? Nahoana no ianao irery no mipetraka fa ny olona rehetra kosa dia mitsangana eo anoloanao hatramin’ny maraina ka hatramin’ny hariva? Jereo ny toko |