Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 16:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Avy eo dia nanome baiko an’i Aharôna i Mosesy hoe: –Ilazao avokoa ny vahoaka Israely mba ho tonga hiseho eo anatrehan’ny TOMPO, satria efa reny ny fimonomononan’izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Ary hoy i Mosesy tamin’i Arona: Lazao amin’ny fiangonan’ny Israely manontolo hoe: Manatòna eo anatrehan’NY TOMPO; fa efa reny ny fimonomononanareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Avy eo dia nanome baiko an’i Aharôna i Mosesy hoe: –Ilazao avokoa ny vahoaka Israely mba ho tonga hiseho eo anatrehan’ny TOMPO, satria efa reny ny fimonomononan’izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Ary hoy i Môizy tamin’i Aarôna: «Lazao amin’ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra hoe: Manatòna eo anatrehan’i Iaveh ianareo, fa efa reny ny fimonomononanareo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary hoy Mosesy tamin’i Arona: Lazao amin’ny fiangonana, dia ny Zanak’Isiraely rehetra, hoe: Manatòna eo anatrehan’i Jehovah; fa efa reny ny fimonomononanareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary hoy Mosesy tamin'i Arona: Lazao amin'ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, hoe: Manatòna eo anatrehan'i Jehovah; fa efa reny ny fimonomononanareo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Ary hoy i Mosesy tamin’i Arona: Lazao amin’ny fiangonan’ny Israely manontolo hoe: Manatòna eo anatrehan’NY TOMPO; fa efa reny ny fimonomononanareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 16:9
5 Rohy Ifampitohizana  

Nimonomonona tamin’i Mosesy sy i Aharôna tany an-taniefitra ny fiangonana Israelita tsivakivolo,


–Mandra-pahoviana no mbola handeferako fimonomononan’ity fiangonana ratsy ity amiko? Efa mankadilo ny sofiko ny fimonomononany amiko.


Dia hoy i Mosesy tamin’i Kôra: –Tongava eo anatrehan’ny TOMPO ianao sy ny namanao rahampitso miaraka amin’i Aharôna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra