Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 15:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Nahinjitrao ny tananao ankavanana, dia natelin’ny tany ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Natsotranao ny tananao ankavanana dia nitelina azy ireo ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Nahinjitrao ny tananao ankavanana, dia natelin’ny tany ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Naninjitra ny tananao havanana ianao, dia nitelina an’ireny ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Nahinjitrao ny tànanao ankavanana, Dia nitelina ireo ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Nahinjitrao ny tananao ankavanana, dia nitelina ireo ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Natsotranao ny tananao ankavanana dia nitelina azy ireo ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 15:12
3 Rohy Ifampitohizana  

Na mizotra eo anivom-pahoriana aza aho, dia hamelombelona ny aiko Ianao; na misafoaka amiko aza ny fahavaloko, dia haneho hery hampandresy ahy Ianao.


TOMPO ô, malaza ho mahery ny sandrinao ankavanana, ka manorotoro fahavalo!


Fanapahan-kevitry ny TOMPO ho an’ny tany tontolo izany, ary hinji-tanana fandrahonana ataony amin’ny firenena rehetra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra