Eksodosy 12:45 - DIEM PROTESTANTA45 «Ny vahiny sy ny mpikarama isan’andro dia tsy mahazo mihinana aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201145 Ny vahiny sy ny mpikarama kosa dia tsy mba hihinana azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara45 «Ny vahiny sy ny mpikarama isan’andro dia tsy mahazo mihinana aminy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika45 ny miorim-ponenana sy ny mpikarama tsy hihinana aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy45 Ny vahiny sy ny mpikarama tsy mba hihinana azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible45 Ny vahiny sy ny mpikarama tsy mba hihinana azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache45 Ny vahiny sy ny mpikarama kosa dia tsy mba hihinana azy. Jereo ny toko |
lavitra an’i Kristy ianareo tamin’izany andro izany; tsy mba navela ho anisan’ilay firenena Israely voafidin’Andriamanitra; tsy mba tao anatin’ireo fanekempihavanana izay niorina tamin’ny fampanantenàn’Andriamanitra; velona teto amin’izao tontolo izao ianareo, kanefa sady tsy nanan-kantenaina no tsy nanana an’Andriamanitra.