Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 1:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Mpanjaka vaovao kosa no nanomboka nanjaka tany Ejipta tamin’izay ka tsy nahalala an’i Jôsefa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Ary nisy mpanjaka vaovao nanjaka tany Ejipta, izay tsy nahafantatra an’i Josefa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Mpanjaka vaovao kosa no nanomboka nanjaka tany Ejipta tamin’izay ka tsy nahalala an’i Jôsefa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Fa nisy kosa mpanjaka vaovao, tsy nahalala an’i Josefa, nanjaka tamin’i Ejipta.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ary nisy mpanjaka vaovao nanjaka tany Egypta, izay tsy nahalala an’i Josefa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ary nisy mpanjaka vaovao nanjaka tany Egypta, izay tsy nahalala an'i Josefa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Ary nisy mpanjaka vaovao nanjaka tany Ejipta, izay tsy nahafantatra an’i Josefa.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 1:8
10 Rohy Ifampitohizana  

Ny fon’ireo Ejiptianina novany hankahala ny vahoakany sy hanao kendry tohina amin’ireo mpanompony.


Mandehana, vorio ny loholon’i Israely ka ilazao hoe: «Ny TOMPO Andriamanitry ny razanareo, ilay Andriamanitr’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba, no efa niseho tamiko ka nilaza fa nitsinjo anareo sy nahita ny fomba afitsoka anareo atỳ Ejipta;


Ary hoy ny TOMPO hoe: –Efa hitako tokoa ny fahorian’ny vahoakako any Ejipta ary efa reko ny fitarainany noho ny famelezan’ireo mpampahory azy; eny, fantatro ny fijaliany.


Ankehitriny dia efa tonga eto amiko ny fitarainan’ny Israelita, ary efa hitako koa ny fahoriana izay ampijalian’ny Ejiptianina azy.


Nisy lehilahy iray mahantra nefa hendry tao, izay afaka nahavonjy ny tanàna noho ny fahendreny. Saingy tsy mba nisy olona nahatsiaro ilay olo-mahantra.


Avy eo nisy mpanjaka hafa nijoro tany Ejipta, dia mpanjaka tsy mba nahalala an’i Jôsefa.


Fetsy ratsy tamin’ny firenentsika io mpanjaka io ary tsy nifaditrovana tamin’ny razantsika ka nanery azy ireo hanary ny zazalahy vao teraka mba tsy hahavelona azy ireny.


Ratsy fitondra anay ny Ejiptianina ka nampahory anay sy nampanao anay fanompoana mafy.


Ary rehefa tapitra maty avokoa izany taranaka izany ka voaangona any amin’ny razany, dia taranaka hafa indray no nandimby azy, taranaka izay tsy nahalala akory ny TOMPO sy ny asa nataony ho an’i Israely.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra