Daniela 8:8 - DIEM PROTESTANTA8 Ary nitombo fatratra ny herin’ilay osilahy; saingy nony efa tena natanjaka izy, dia tapaka ilay tandrobeny, ka nisy tandroka efatra goavana nipoitra nisolo azy nifanandrify tamin’ny vazan-tany efatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Dia nihanahery tokoa ilay osilahy; nefa nony nahery izy dia tapaka ilay tandrony lehibe; ary nisy tandroka efatra lehibe hafa nipoitra nisolo iny, nifanandrify tamin’ny rivotra efatry ny lanitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Ary nitombo fatratra ny herin’ilay osilahy; saingy nony efa tena natanjaka izy, dia tapaka ilay tandrobeny, ka nisy tandroka efatra goavana nipoitra nisolo azy nifanandrify tamin’ny vazan-tany efatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary dia nihahery indrindra ilay osilahy; nefa nony nahery izy, dia tapaka ilay tandrony lehibe; ary nisy efatra lehibe nipoitra nisolo iny nifanandrify tamin’ny rivotra efatry ny lanitra. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary dia nihahery indrindra ilay osilahy; nefa nony nahery izy, dia tapaka ilay tandrony lehibe; ary nisy efatra lehibe nipoitra nisolo iny nifanandrify tamin'ny rivotra efatry ny lanitra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Dia nihanahery tokoa ilay osilahy; nefa nony nahery izy dia tapaka ilay tandrony lehibe; ary nisy tandroka efatra lehibe hafa nipoitra nisolo iny, nifanandrify tamin’ny rivotra efatry ny lanitra. Jereo ny toko |