Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Daniela 6:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Ankehitriny, ry mpanjaka ô, avoahy ny didy ka asio sonia mba tsy ho azo ovana, araka ny lalànan’ny Medianina sy ny Persianina izay tsy azo foanana.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Ankehitriny, ry mpanjaka ô, ataovy mafy ny lalàna ka asio sonia mba tsy hiova, araka ny lalànan’ny Mediana sy ny Persiana izay tsy azo ovana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Ankehitriny, ry mpanjaka ô, avoahy ny didy ka asio sonia mba tsy ho azo ovana, araka ny lalànan’ny Medianina sy ny Persianina izay tsy azo foanana.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ankehitriny, ry mpanjaka ô, ataovy mafy ny lalàna. ka asio sonia mba tsy hiova, araka ny lalàn’ny Mediana sy ny Persiana izay tsy azo ovana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ankehitriny, ry mpanjaka ô, ataovy mafy ny lalàna, ka asio sonia mba tsy hiova, araka ny lalàn'ny Mediana sy ny Persiana izay tsy azo ovana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Ankehitriny, ry mpanjaka ô, ataovy mafy ny lalàna ka asio sonia mba tsy hiova, araka ny lalànan’ny Mediana sy ny Persiana izay tsy azo ovana.

Jereo ny toko dika mitovy




Daniela 6:9
6 Rohy Ifampitohizana  

Koa raha sitrakao, ry andriamanjaka, dia aoka hisy didy havoakanao hisakanana an’i Vastỳ tsy hiseho eo anatrehanao intsony ary hanomezana ny voninahitra maha mpanjakavavy ho ana vehivavy hafa mendrika izany kokoa noho izy; izany didy izany dia hosoratana ao amin’ny lalànan’i Persia sy i Media ka tsy ho azo ovàna.


aleo mitoky amin’ny TOMPO toy izay mitoky amin’ny mpifehy.


Aza mba mitoky amin’ny mpanapaka, dia izay olombelona tsy afa-mamonjy:


Namatotra sy naningotra anao ve ny teny sy fampanantenana voalazanao?


Atsaharo ny fitokiana amin’olombelona fa fofonaina miserana ihany izy ka tsy misy lanjany akory!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra