Daniela 4:26 - DIEM PROTESTANTA26 Nony afaka roa ambin’ny folo volana dia nitsangantsangana teo an-tampon-tranon’ny lapany tao Babilôna ny mpanjaka; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Nony afaka roa amby folo volana dia nitsangantsangana teo an-tampon’ny tranony tao Babilona izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Nony afaka roa ambin’ny folo volana dia nitsangantsangana teo an-tampon-tranon’ny lapany tao Babilôna ny mpanjaka; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Ary nony afaka roa ambin’ny folo volana, dia nitsangantsangana teo an-tampon’ny tranony tao Babylona izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Ary nony afaka roa ambin'ny folo volana, dia nitsangantsangana teo an-tampon'ny tranony tao Babylona izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Nony afaka roa amby folo volana dia nitsangantsangana teo an-tampon’ny tranony tao Babilona izy. Jereo ny toko |
Noroahina hiala teo amin’ny olombelona izy, nanam-pironana tahaka ny an’ny biby, niara-nonina tamin’ny borikidia ary nihinana ahitra toy ny omby; sady kotsan’ny ando ny tenany, ambara-piekeny fa Andriamanitra Avo Indrindra no manapaka amin’ny fanjakan’ny olombelona ary manendry izay tiany hanjaka aminy.