Daniela 4:18 - DIEM PROTESTANTA18 Tsara tarehy ny raviny, ary betsaka ny voany sady nisy sakafo ho an’ny miaina rehetra teo aminy; tao ambaniny no nialokaloka ny bibidia, ary tao amin’ny rantsany no nitoetra ny voro-manidina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 ny raviny dia tsara tarehy sady betsaka ny voany, ary teo aminy dia nisy hanina ho an’ny rehetra; teny ambaniny no nitoeran’ny bibidia ary teny amin’ny rantsany no nitoeran’ny voromanidina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Tsara tarehy ny raviny, ary betsaka ny voany sady nisy sakafo ho an’ny miaina rehetra teo aminy; tao ambaniny no nialokaloka ny bibidia, ary tao amin’ny rantsany no nitoetra ny voro-manidina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 ny raviny dia tsara tarehy, sady betsaka ny voany, ary teo aminy nisy hanina ho an’ny rehetra, teny ambaniny no nitoeran’ny bibi-dia, ary teny amin’ny rantsany no nitoeran’ny voro-manidina,– Jereo ny tokoMalagasy Bible18 ny raviny dia tsara tarehy, sady betsaka ny voany, ary teo aminy nisy hanina ho an'ny rehetra, teny ambaniny no nitoeran'ny bibi-dia, ary teny amin'ny rantsany no nitoeran'ny voro-manidina, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 ny raviny dia tsara tarehy sady betsaka ny voany, ary teo aminy dia nisy hanina ho an’ny rehetra; teny ambaniny no nitoeran’ny bibidia ary teny amin’ny rantsany no nitoeran’ny voromanidina. Jereo ny toko |