Daniela 2:46 - DIEM PROTESTANTA46 Dia niankohoka i Nebokadnetsara mpanjaka, ka nanome voninahitra an’i Daniela ary nampanolotra fanomezana sy zava-manitra ho azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201146 Dia niankohoka teo anatrehan’i Daniela i Nebokadnezara mpanjaka ary nampanolotra fanatitra sy hanitra mani-pofona ho azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara46 Dia niankohoka i Nebokadnetsara mpanjaka, ka nanome voninahitra an’i Daniela ary nampanolotra fanomezana sy zava-manitra ho azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy46 Dia niankohoka Nebokadnezara mpanjaka ka nivavaka tamin’i Daniela ary nampanatitra fanatitra sy hanitra ankasitrahana ho azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible46 Dia niankohoka Nebokadnezara mpanjaka ka nivavaka tamin'i Daniela ary nampanatitra fanatitra sy hanitra ankasitrahana ho azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache46 Dia niankohoka teo anatrehan’i Daniela i Nebokadnezara mpanjaka ary nampanolotra fanatitra sy hanitra mani-pofona ho azy. Jereo ny toko |
Koa tamin’ny fotoana izay nandrenesana ny feon’ny trompetra sy sodina ary kabôsy aman-dokanga mbamy valiha sy zava-maneno isan-karazany, dia niankohoka sy nivavaka tamin’ny sarivongana volamena izay efa natsangan’i Nebokadnetsara mpanjaka ireo vahoaka avy amin’ny foko sy firenena ary samy hafa fiteny rehetra.
Dia niankohoka teo an-tongony aho mba hitsaoka azy, satria nilazany hoe: –Tandremo, aza manao izany! Fa mpanompo miaraka aminao aho sady miaraka amin’ireo namanao iray finoana, izay mitana ny hafatra nijoroan’i Jesoa ho vavolombelona. Andriamanitra no tsaohy! Eny, ny Fanahy Masina Izay manentana hilaza hafatra avy amin’Andriamanitra dia ahariharin’ny fijoroana ho vavolombelon’i Jesoa.