Daniela 2:14 - DIEM PROTESTANTA14 Ary niainga tokoa i Ariôka, lehiben’ny mpiambina ny mpanjaka, mba hamono ho faty ireo olon-kendrin’i Babilôna. Kanefa teny feno fahamalinana sy fahendrena no nasetrin’i Daniela an’i Ariôka; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Dia novalin’i Daniela tamim-pahamendrehana sy feno fahendrena i Arioka, lehiben’ny mpiambina ny mpanjaka izay efa nivoaka hamono ny olon-kendrin’i Babilona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Ary niainga tokoa i Ariôka, lehiben’ny mpiambina ny mpanjaka, mba hamono ho faty ireo olon-kendrin’i Babilôna. Kanefa teny feno fahamalinana sy fahendrena no nasetrin’i Daniela an’i Ariôka; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Dia novalian’i Daniela tamin’ny fanahy sy ny fahendrena Arioka lehiben’ny mpiambina ny mpanjaka, izay nivoaka hamono ny olon-kendrin’i Babylona; Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Dia novalian'i Daniela tamin'ny fanahy sy ny fahendrena Arioka lehiben'ny mpiambina ny mpanjaka, izay nivoaka hamono ny olon-kendrin'i Babylona; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Dia novalin’i Daniela tamim-pahamendrehana sy feno fahendrena i Arioka, lehiben’ny mpiambina ny mpanjaka izay efa nivoaka hamono ny olon-kendrin’i Babilona. Jereo ny toko |
Teo anoloan’izany i Daniela dia nankany amin’i Ariôka izay voatendrin’ny mpanjaka handringana ny olon-kendry rehetra ao Babilôna, ka avy hatrany i Daniela dia niteny taminy hoe: –Aza aringana ny olon-kendrin’i Babilôna! Ento ho eo anatrehan’ny mpanjaka aho fa ny tenako no hanambara aminy ny hevitry ny nofiny.