Daniela 11:6 - DIEM PROTESTANTA6 Ary rehefa afaka taona vitsivitsy, dia hanao fifanekena ny roa tonta; ka ny zanakavavin’ny mpanjaka ao atsimo ho tonga vadin’ilay mpanjaka ao avaratra mba hahatsara ny fihavanana; nefa tsy hanana mpanohana ravehivavy, ary samy tsy ho ela velona na ny vadiny na ny zanany, fa hatolotra ho faty avokoa ravehivavy sy ireo nitondra azy sy ny rainy niteraka azy ary ny vadiny tamin’izany fotoana izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Rehefa afaka taona vitsivitsy dia hanjary mpiara-miombona antoka izy roa lahy ireo, ary ho avy ny zanakavavin’ny mpanjakan’ny atsimo hankany amin’ny mpanjakan’ny avaratra hanatsara ny fihavanana. Nefa tsy hahatana ny herin-tsandry izy, ary tsy hahajanona ilay mpanjaka sy ny sandriny, fa hatolotra miaraka amin’ireo nitondra azy Razazavavy sy ny rainy niteraka azy ary ilay nampahery azy tamin’izany andro izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ary rehefa afaka taona vitsivitsy, dia hanao fifanekena ny roa tonta; ka ny zanakavavin’ny mpanjaka ao atsimo ho tonga vadin’ilay mpanjaka ao avaratra mba hahatsara ny fihavanana; nefa tsy hanana mpanohana ravehivavy, ary samy tsy ho ela velona na ny vadiny na ny zanany, fa hatolotra ho faty avokoa ravehivavy sy ireo nitondra azy sy ny rainy niteraka azy ary ny vadiny tamin’izany fotoana izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary rehefa afaka taona vitsivitsy, dia hikambana izy roa lahy ireo; ary ho avy ny zanakavavin’ny mpanjakan’ny atsimo hankany amin’ny mpanjakan’ny avaratra hahatsara ny fihavanana; nefa tsy hahatana ny herin-tsandry izy, ary tsy hahajanona ilay mpanjaka na ny sandriny, fa hatolotra razazavavy sy ireo nitondra azy sy rainy niteraka azy mbamin’izay nampahery azy tamin’izany andro izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary rehefa afaka taona vitsivitsy, dia hikambana izy roa lahy ireo; ary ho avy ny zanakavavin'ny mpanjakan'ny atsimo hankany amin'ny mpanjakan'ny avaratra hahatsara ny fihavanana; nefa tsy hahatana ny herin-tsandry izy, ary tsy hahajanona ilay mpanjaka na ny sandriny, fa hatolotra razazavavy sy ireo nitondra azy sy rainy niteraka azy mbamin'izay nampahery azy tamin'izany andro izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Rehefa afaka taona vitsivitsy dia hanjary mpiara-miombona antoka izy roa lahy ireo, ary ho avy ny zanakavavin’ny mpanjakan’ny atsimo hankany amin’ny mpanjakan’ny avaratra hanatsara ny fihavanana. Nefa tsy hahatana ny herin-tsandry izy, ary tsy hahajanona ilay mpanjaka sy ny sandriny, fa hatolotra miaraka amin’ireo nitondra azy Razazavavy sy ny rainy niteraka azy ary ilay nampahery azy tamin’izany andro izany. Jereo ny toko |
«Ary amin’ny fotoana farany dia hanoto azy indray ny mpanjaka ao atsimo, nefa ny mpanjaka ao avaratra dia hipaoka azy toy tafio-drivotra miaraka amin-kalesy sy mpitaingi-tsoavaly ary sambo marobe; ary hiditra amin’ny tany isan-karazany izy ka hihoatra sisintany ombàn-tafika sy hipariaka toy ny ranovaky.