Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Daniela 11:43 - DIEM PROTESTANTA

43 Ho lasany avokoa ny tahirim-bolamena sy volafotsy ary zava-tsoan’i Ejipta; ary ny Libianina sy ny Etiôpianina dia hanaiky azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

43 Fa ho lasany ny rakitra volamena sy volafotsy, ary ny zava-tsoan’i Ejipta rehetra ary ny Libiana sy ny Etiopiana dia hanara-dia azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

43 Ho lasany avokoa ny tahirim-bolamena sy volafotsy ary zava-tsoan’i Ejipta; ary ny Libianina sy ny Etiôpianina dia hanaiky azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

43 Fa hahalasa ny rakitra volamena sy volafotsy ary ny zava-tsoan’i Egypta rehetra izy; ary ny Libyana sy ny Etiopiana hanaraka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

43 Fa hahalasa ny rakitra volamena sy volafotsy ary ny zava-tsoan'i Egypta rehetra izy; ary ny Libyana sy ny Etiopiana hanaraka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

43 Fa ho lasany ny rakitra volamena sy volafotsy, ary ny zava-tsoan’i Ejipta rehetra ary ny Libiana sy ny Etiopiana dia hanara-dia azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Daniela 11:43
9 Rohy Ifampitohizana  

Nitondra kalesy 1 200 sy mpitaingin-tsoavaly 60 000 i Sisàka; ary tsy hita isa ny miaramila nanaraka azy avy any Ejipta, dia ny Libianina sy ny Sokita ary ny Etiôpianina.


Ary ireto mpanomponao ireo dia ho avy hiankohoka eo anatrehako sady hiteny hoe: «Mandehana any ianao sy ny vahoakanao!» Dia handeha miaraka amin’izay aho. Dia niala tao amin’ny Farao i Mosesy sady feno hatezerana.


Hiaraka aminao ny miaramilan’i Persia sy i Etiôpia ary i Poto, samy mirongo ampinga sy fiarovan-doha avokoa;


Ary hanitatra ny fahefàny ao amin’ny tany hafa izy ka na dia i Ejipta aza dia tsy ho afa-mitsoaka.


Kanefa hisy vaovao avy any atsinanana sy avy any avaratra hampitebiteby azy, ka hiainga hanafika amin-katezerana mafy izy mba handrava zavatra sy handringana olona maro.


I Etiôpia sy i Ejipta no heriny tsy mety ritra ary ny vahoakan’i Pota sy ny Libianina no mpanampy azy.


Nangonin’i Baràka tao ny vatan-dehilahy zebolonîta sy naftalita. Andiany folo no nanaraka azy teny an-tendrombohitra Tabôra, ary niakatra niaraka taminy koa i Debôrà.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra