Daniela 10:8 - DIEM PROTESTANTA8 Ary izaho irery sisa nijanona ka nahita io fahitana lehibe io; dia tsy nisy hery intsony tato amiko, nivaloarika sy nihasimba ny tarehiko, fa tsy nanan-kery intsony aho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Ary tavela ho irery teo aho dia nahita izany fahitana lehibe izany ka tsy nisy hery tafajanona tato amiko sady niova sy nihahatsatra ny tarehiko, ary tsy nisy hery intsony tamiko. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Ary izaho irery sisa nijanona ka nahita io fahitana lehibe io; dia tsy nisy hery intsony tato amiko, nivaloarika sy nihasimba ny tarehiko, fa tsy nanan-kery intsony aho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary dia nilaozana ho irery aho ary nahita izany fahitana lehibe izany, dia tsy nisy hery tafajanona tato amiko; fa nihasimba nivaloarika ny tarehiko, ary tsy nisy hery intsony tamiko. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary dia nilaozana ho irery aho ary nahita izany fahitana lehibe izany, dia tsy nisy hery tafajanona tato amiko; fa nihasimba nivaloarika ny tarehiko, ary tsy nisy hery intsony tamiko. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Ary tavela ho irery teo aho dia nahita izany fahitana lehibe izany ka tsy nisy hery tafajanona tato amiko sady niova sy nihahatsatra ny tarehiko, ary tsy nisy hery intsony tamiko. Jereo ny toko |