Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Daniela 1:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Rehefa tonga ny andro voatendrin’ny mpanjaka hitondrana ireto zatovo rehetra hankeo anatrehany, dia nentin’ilay lehiben’ny tandapa teo anoloan’i Nebokadnetsara ireo;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Nony tonga ny andro nasain’ny mpanjaka hitondrana azy ireo dia noentin’ilay lehiben’ny tandapa niditra teo anatrehan’i Nebokadnezara izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Rehefa tonga ny andro voatendrin’ny mpanjaka hitondrana ireto zatovo rehetra hankeo anatrehany, dia nentin’ilay lehiben’ny tandapa teo anoloan’i Nebokadnetsara ireo;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Ary nony tonga ny andro nasain’ny mpanjaka hampidirana azy, dia nentin’ilay lehiben’ny tandapa niditra teo anatrehan’i Nebokadnezara izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Ary nony tonga ny andro nasain'ny mpanjaka hampidirana azy, dia nentin'ilay lehiben'ny tandapa niditra teo anatrehan'i Nebokadnezara izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Nony tonga ny andro nasain’ny mpanjaka hitondrana azy ireo dia noentin’ilay lehiben’ny tandapa niditra teo anatrehan’i Nebokadnezara izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Daniela 1:18
4 Rohy Ifampitohizana  

Ireo zatovo efa-dahy ireo dia nomen’Andriamanitra fahaizana amam-pahalalana amin’ny sehatra rehetra momba ny soratra sy ny fahendrena; ary i Daniela nahafantatra ny hevitry ny fahitana sy nofy rehetra.


ary niresaka tamin’ireo ny mpanjaka, ka tsy nisy hita izay tahaka an’i Daniela sy i Hananià ary i Misaela sy i Habeda-Negao. Koa dia nanompo ny mpanjaka izy efa-dahy.


Nasain’ny mpanjaka hanokanana sakafo sy divay isan’andro avy amin’ny hanina amam-pisotrony izy ireo ary koa hampianarina mandritra ny telo taona. Rehefa izany dia hanompo ny mpanjaka izy.


Avy eo nankany amin’ny mpanjaka i Daniela ary niangavy azy mba hanome fotoana hahazoany manambara amin’ny mpanjaka ny hevitry ny nofiny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra