Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Daniela 1:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Fa hoy ity lehiben’ny tandapa taminy: –Ny andriamanjaka no efa nampanokana ny ho sakafonareo sy ho fisotronareo; koa matahotra aho fandrao ianareo hitany mahia endrika mitaha amin’ireo zatovo mitovy taona aminareo, ka dia hotapahiny ny lohako noho ny aminareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Ary hoy ilay lehiben’ny tandapa tamin’i Daniela: Matahotra ny mpanjaka tompoko izay nampanokana ny hohaninareo sy ny hosotroinareo aho; fa hanao ahoana raha mahita ny tarehinareo mahia noho ny an’ny zatovo namanareo izy, moa tsy hahameloka ahy amin’ny mpanjaka va ianareo ka hotapahiny ny lohako?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Fa hoy ity lehiben’ny tandapa taminy: –Ny andriamanjaka no efa nampanokana ny ho sakafonareo sy ho fisotronareo; koa matahotra aho fandrao ianareo hitany mahia endrika mitaha amin’ireo zatovo mitovy taona aminareo, ka dia hotapahiny ny lohako noho ny aminareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Ary hoy ilay lehiben’ny tandapa tamin’i Daniela: Matahotra ny mpanjaka tompoko izay nampanokana ny hohaninareo sy ny hosotroinareo aho; fa hanao ahoana raha mahita ny tarehinareo mahia noho ny an’ny zatovo namanareo izy, moa tsy hahameloka ahy amin’ny mpanjaka va hianareo, ka hotapahiny ny lohako?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Ary hoy ilay lehiben'ny tandapa tamin'i Daniela: Matahotra ny mpanjaka tompoko izay nampanokana ny hohaninareo sy ny hosotroinareo aho; fa hanao ahoana raha mahita ny tarehinareo mahia noho ny an'ny zatovo namanareo izy, moa tsy hahameloka ahy amin'ny mpanjaka va ianareo, ka hotapahiny ny lohako?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Ary hoy ilay lehiben’ny tandapa tamin’i Daniela: Matahotra ny mpanjaka tompoko izay nampanokana ny hohaninareo sy ny hosotroinareo aho; fa hanao ahoana raha mahita ny tarehinareo mahia noho ny an’ny zatovo namanareo izy, moa tsy hahameloka ahy amin’ny mpanjaka va ianareo ka hotapahiny ny lohako?

Jereo ny toko dika mitovy




Daniela 1:10
5 Rohy Ifampitohizana  

Mampidi-doza ny fahatahorana olona; fa izay matoky ny TOMPO kosa no voaaro.


Dia hoy i Daniela tamin’ny mpiandraiki-draharaha izay voatendrin’ny lehiben’ny tandapa hikarakara azy sy i Hananià ary i Misaela sy i Hazarià:


Ary nataon’Andriamanitra nahazo fitia sy indrafo teo anatrehan’ny lehiben’ny tandapa i Daniela.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra