2Timoty 4:16 - DIEM PROTESTANTA16 Fony aho nandaha-teny hiarovako tena tamin’ny voalohany, dia tsy nisy nomba ahy fa nandao ahy avokoa ny olona. Tsy hotanan’Andriamanitra ho hadisoany anie izany! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Tamin’ny nandaharako voalohany hanala tsiny ny tenako dia tsy nisy nomba ahy fa nandao ahy avokoa izy rehetra. Mba tsy hisaina ho helony anie izany! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Fony aho nandaha-teny hiarovako tena tamin’ny voalohany, dia tsy nisy nomba ahy fa nandao ahy avokoa ny olona. Tsy hotanan’Andriamanitra ho hadisoany anie izany! Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 Tsy nisy nanampy ahy tamin’ny nandaharako voalohany hiaro tena; fa nilaozan’izy rehetra aho; enga anie ka tsy hotanana ho helony izany! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Tamin’ny nandaharako voalohany hanala tsiny ny tenako dia tsy nisy nomba ahy, fa nandao ahy avokoa izy rehetra (aza mba isaina ho helony anie izany). Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Tamin'ny nandaharako voalohany hanala tsiny ny tenako dia tsy nisy nomba ahy, fa nandao ahy avokoa izy rehetra (aza mba isaina ho helony anie izany). Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Tamin’ny nandaharako voalohany hanala tsiny ny tenako dia tsy nisy nomba ahy fa nandao ahy avokoa izy rehetra. Mba tsy hisaina ho helony anie izany! Jereo ny toko |
Jereo tokoa ny vokatr’izany alahelo araka an’Andriamanitra izany teo aminareo: He izato fahazotoana hanova ny toe-javatra! He izato ezaka hanala tsiny ny tenanareo! He izato fahatezerana noho ny zava-nitranga! He izato tahotra ny famaizan’Andriamanitra! He izato faniriana hihaona amiko indray! He izato zotompo hanaiky ahy! He izato finiavana hanafay ny ratsy! Izany rehetra izany no nampisehoanareo fa tsy misy tsininareo mihitsy amin’iny raharaha iny.