Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Timoty 3:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Tahaka ny nanoheran-dry i Janà sy i Jambrà an’i Mosesy no anoheran-dry zareo ny fampianarana marim-pototra; fa ireo dia olona efa maloto saina, ary ny finoany efa tsy azo antoka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Ary tahaka ny nanoheran’i Jana sy i Jambra an’i Mosesy no anoheran’ireo koa ny fahamarinana; izy ireny dia olona maloto saina sady tsy manam-pinoana marina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Tahaka ny nanoheran-dry i Janà sy i Jambrà an’i Mosesy no anoheran-dry zareo ny fampianarana marim-pototra; fa ireo dia olona efa maloto saina, ary ny finoany efa tsy azo antoka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Tahaka ny nanoheran’i Janesy sy i Jambresy an’i Môizy no anoheran’ireo koa ny fahamarinana, dia olona ratsy fanahy sy melo-pinoana,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ary tahaka ny nanoheran’i Jana sy Jambra an’i Mosesy no anoheran’ireo koa ny fahamarinana, dia olona maloto saina sady tsy manam-pinoana marina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ary tahaka ny nanoheran'i Jana sy Jambra an'i Mosesy no anoheran'ireo koa ny fahamarinana, dia olona maloto saina sady tsy manam-pinoana marina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Ary tahaka ny nanoheran’i Jana sy i Jambra an’i Mosesy no anoheran’ireo koa ny fahamarinana; izy ireny dia olona maloto saina sady tsy manam-pinoana marina.

Jereo ny toko dika mitovy




2Timoty 3:8
31 Rohy Ifampitohizana  

Nantsoin’ny Farao ihany koa ireo olon-kendry sy mpanao majia tao Ejipta; ary ireo ombiasy ireo dia nanao toy izany koa tamin’ny fitokavany:


Dia mba nanao toy izany tamin’ny fitokavany koa ireo mpimasy ejiptianina; koa nihamafy fo ny Farao ka tsy nihaino akory izay nangatahan’i Mosesy sy i Aharôna, araka izay efa nambaran’ny TOMPO.


Kanefa, amin’izany andro izany, dia havahako ny faritany Gôsena izay onenan’ny vahoakako ka tsy hisy fihitra mihitsy any. Amin’izay dia ho fantatrao fa Izaho TOMPO dia eo anivon’ny taninao koa.


Hialan’ny sahona ianao sy ny lapanao mbamin’ny mpanomponao ary ny vahoakanao ka tsy hisy havela afa-tsy ny ao Neily ihany.


Renay fa misy olona avy atỳ aminay manao fampianarana mampikorontan-tsaina sy mampitebiteby fanahy anareo, kanefa tsy nahazo teny taminay velively.


Nataon’ny olona ho tsinontsinona ny mahalala an’Andriamanitra, ka izany no nanoloran’Andriamanitra azy hoentin’ny sainy mibirioka, mba ho voatarika hanao ny tsy tokony hatao:


Satria tsy i Kristy Tompontsika no tompoin’ny toy ireny, fa izay danin’ny kibony, ary teny malefaka sy tsara lahatra no amitahany an’ireo tso-po.


Dia tsy ho zaza intsony isika, tsy ho toy ny sambokely ahilangilan’ny onja etsy sy eroa na hatolatolan’ny rivotra samihafa, ka ho voafitaky ny fampianarana aroson’ny olona mpamitaka, izay mahay mamorona tetika hampivaona ny sasany.


tano ny finoana ary manàna fieritreretana tsara. Fa misy olona nitsipaka ny feon’ny fieritreretany, ka nandrendrika ny finoany;


izay haelina mpihatsaravelatsihy sy mpilaza lainga. Maty toy ny efa nasiana vy mahamay mihitsy ny eritreritr’ireto mpilaza lainga ireto;


ary fifanoherana tsy misy farany eo amin’ny olona efa ratsy saina sady efa tsy mahalala ny hafatra marim-pototra intsony. Heveriny fa ny fivavahana dia atao ho filàn-karena.


Mitandrema koa ianao aminy, fa notoheriny mafy tokoa ny teninay.


Fa maro tokoa, indrindra tamin’ireo Jiosy tonga kristianina, no mikomy sy manodoka ny olona amin’ny taria poaka àty.


Miaiky izy fa mahalala an’Andriamanitra, nefa mandà Azy amin’ny ataony; ka olona mpanimbazimba sady tsy mba manoa ary tsy mahavita asa soa na inona na inona.


Ny haka vadin’olona ary ny tsy hitsaha-manota amin’izany no imasoany; ny mpino tsy miorina tsara, angoleny; ary liana fitiavan-karena loatra ny fony: eny, olona hiharan’ny loza nambaran’Andriamanitra ireo!


Rey anaka, izao no fotoanandro farany. Araka ny efa renareo dia ho avy ilay antikristy, sady maro ny antikristy efa tonga sahady; ka izany no ahafantarantsika fa izao no fotoanandro farany.


Ry hava-malala, aza mino izay rehetra milaza hoe manana ny Fanahy Masina, fa zahao toetra ireo hahafantarana raha toa ny Fanahy Masina avy amin’Andriamanitra no manentana azy; satria maro ny mpaminany sandoka eran’izao tontolo izao.


Saingy izao no anomezako tsiny anao: leferinao ilay vehivavy Jezebela izay milaza ny tenany ho mpaminany, ka dia mampianatra sy manoloky ny mpanompoko hijangajanga sy hihinan-kena natao fanatitra tamin’ny sampy.


Izao kosa no anananao sitraka: ankahalainao ny asan’ireo Nikôlaita, izay ankahalaiko ihany koa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra