Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Jaona 1:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Faly tokoa aho tamin’ny nahitako ny zanakao sasany miaina ny hafatra marim-pototra, araka ny didy noraisintsika tamin’ny Ray.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Faly indrindra aho satria misy hitako ny zanakao sasany mandeha amin’ny marina araka ny nandraisantsika didy tamin’ny Ray.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Faly tokoa aho tamin’ny nahitako ny zanakao sasany miaina ny hafatra marim-pototra, araka ny didy noraisintsika tamin’ny Ray.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Faly dia faly aho, fa nahita ny zanakao sasany mandeha amin’ny fahamarinana, araka ny didy noraisintsika tamin’ny Ray.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Faly indrindra aho, satria misy hitako ny zanakao sasany mandeha amin’ny fahamarinana araka ny nandraisantsika didy tamin’ny Ray.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Faly indrindra aho, satria misy hitako ny zanakao sasany mandeha amin'ny fahamarinana araka ny nandraisantsika didy tamin'ny Ray.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Faly indrindra aho satria misy hitako ny zanakao sasany mandeha amin’ny marina araka ny nandraisantsika didy tamin’ny Ray.

Jereo ny toko dika mitovy




2Jaona 1:4
12 Rohy Ifampitohizana  

Hataon’i Efraîma inona intsony izay sampy? Izaho TOMPO no mamaly vavaka azy sady mitandrina azy. Izaho no toy ny kipreso, hazo maitso mandavan-taona. Izaho no hahazoany vokatra.


Marina ny fampianarana nomeny ary tsy nisy fitaka teo amin’ny molony. Tamim-pahatoniana sy tamim-pahitsiana no niarahany tamiko ka nandreseny lahatra olona marobe hiala amin’ny faharatsiana.


tsy mifaly amin’ny tsy rariny ataon’ny olona, fa mifaly amin’ny marina ataon’ny olona.


Kanefa nony hitako fa tsy nandeha mahitsy araka ny Vaovao Mahafaly marim-pototra izy ireo, dia hoy aho tamin’i Petera teo anatrehan’ny olona rehetra: «Raha ianao Jiosy aza miaina araka ny fanaon’ny hafa firenena fa tsy araka ny fanaon’ny Jiosy, ahoana no anerenao ny hafa firenena hanaraka ny fanaon’ny Jiosy?»


Ny fitiavana no aoka hanenika ny fitondrantenanareo, tahaka ny nitiavan’i Kristy antsika sy nanolorany tena tamin’Andriamanitra toy ny fanatitra sy sorona manitra mamerovero ho fanasoavana antsika.


Tao amin’ny haizina ianareo fahiny, fa ao amin’ny fahazavana kosa ankehitriny, noho ianareo tafaray amin’ny Tompo. Koa manaova fitondrantena tahaka ny olona ao amin’ny fahazavana,


Nahatsapa hafaliana lehibe tao amin’ny Tompo aho, satria nasehonareo indray ny fiahianareo ahy. Nitohy hatrany ny fiahianareo ahy, saingy tsy mbola nisy fotoana hanehoanareo izany.


Izay milaza fa mitoetra ao anatin’Andriamanitra izy, dia tsy maintsy miaina toa izay niainan’i Kristy koa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra