Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 4:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Tambony sarin’ombilahy halimo 12 no nipetrahan’ilay fitobian-drano; ka ny telo nitodika nianavaratra, ny telo nitodika niankandrefana, ny telo nitodika nianatsimo, ary ny telo nitodika niantsinanana. Eny, ilay fitobian-drano goavana dia teo ambonin’ireo sarin’ombalahy izay nifampiamboho ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Ary ny koveta be dia nipetraka teo ambonin’ny sarin’omby roa amby folo: Nanatrika ny avaratra ny telo, nanatrika ny andrefana ny telo, nanatrika ny atsinanana ny telo, ary nanatrika ny atsimo ny telo; ny koveta be dia teo amboniny, ary nifampiamboho izy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Tambony sarin’ombilahy halimo 12 no nipetrahan’ilay fitobian-drano; ka ny telo nitodika nianavaratra, ny telo nitodika niankandrefana, ny telo nitodika nianatsimo, ary ny telo nitodika niantsinanana. Eny, ilay fitobian-drano goavana dia teo ambonin’ireo sarin’ombalahy izay nifampiamboho ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Nipetraka tambonin’ny omby 12 io ranomasina io; ny telo nitodika nianavaratra, ny telo nitodika niankandrefana, ny telo nitodika nianatsimo, ary ny telo nitodika niantsinanana; ny ranomasina nitaingina teo amboniny, ary ny tapa-batany aoriana rehetra, dia tao ampovoany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ary ny tavin-drano dia nipetraka tambonin’ny sarin’omby roa ambin’ny folo: ny telo nanatrika ny avaratra, ny telo nanatrika ny andrefana, ny telo nanatrika ny atsimo, ary ny telo nanatrika ny atsinanana; ny tavin-drano lehibe dia teo amboniny, ary niady vody izy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ary ny tavin-drano dia nipetraka tambonin'ny sarin'omby roa ambin'ny folo: ny telo nanatrika ny avaratra ny telo nanatrika ny andrefana, ny telo nanatrika ny atsimo, ary ny telo nanatrika ny atsinanana; ny tavin-drano lehibe dia teo amboniny, ary niady vody izy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Ary ny koveta be dia nipetraka teo ambonin’ny sarin’omby roa amby folo: Nanatrika ny avaratra ny telo, nanatrika ny andrefana ny telo, nanatrika ny atsinanana ny telo, ary nanatrika ny atsimo ny telo; ny koveta be dia teo amboniny, ary nifampiamboho izy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 4:4
10 Rohy Ifampitohizana  

Tambony sarin’ombilahy halimo 12 no nametrahana ilay fitobian-drano; ka ny telo nitodika nianavaratra, ny telo nitodika niankandrefana, ny telo nitodika nianatsimo ary ny telo nitodika niantsinanana. Eny, ilay fitobian-drano goavana dia teo ambonin’ireo sarin’ombilahy izay nifampiamboho ireo.


Tambanin’ny molotr’ilay fitobian-drano goavana, tamin’ny manodidina azy manontolo, dia nisy sarin’ombalahy folo isaky ny antsasa-metatra; roa andalana ireo nifanongoa ireo ary niara-narendrika tamin’ilay fitobian-drano.


Ny hateviny dia valo santimetatra; ary ny molony dia natao tahaka ny molo-tsangambava ka miendrika felana lisy. Niaty 135 000 litatra eo ho eo izany fitobian-drano goavana izany.


Izaho koa milaza aminao fa ianao no Vato, ary eo ambonin’izany vatolampy izany no hanorenako ny Fiangonako; ary ny herin’ny fahafatesana tsy hahatohitra ny Fiangonako.


Dia hoy koa i Jesoa taminy: –Mandehana eran’izao tontolo izao, torio amin’ny olombelona rehetra ny Vaovao Mahafaly.


Fa hoy ny Tompo taminy: –Mandehana, fa io lehilahy io dia nofidiko sy hampiasaiko mba hampahafantatra Ahy amin’ireo hafa firenena sy amin’ny mpanjaka ary amin’ny vahoaka Israely.


Taotrano najoron’Andriamanitra ianareo, ka ny fanorenana dia ny apôstôly sy ny mpaminany; ary i Kristy Jesoa mihitsy no vato fehizoro.


Nisy vatofanorenana 12 ny mandan’ilay tanàna; ka tamin’ireo vatofanorenana ireo dia nisy anarana 12, dia ny anaran’izy 12 lahy apôstôlin’ny Zanakondry.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra