Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 22:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Dia nampiharin’i Jehò tamin’ny taranak’i Ahaba ny famalian’Andriamanitra; hitany koa ireo manampahefana jodeanina sy ireo zana-drahalahin’i Ahazià izay samy nanompo an’i Ahazià, ka novonoiny ho faty.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Ary tamin’ny namalian’i Jeho ny taranak’i Ahaba dia hitany ireo mpanapaka ny Joda sy ny zana-drahalahin’i Ahazia, izay nanompo an’i Ahazia, ka novonoiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Dia nampiharin’i Jehò tamin’ny taranak’i Ahaba ny famalian’Andriamanitra; hitany koa ireo manampahefana jodeanina sy ireo zana-drahalahin’i Ahazià izay samy nanompo an’i Ahazià, ka novonoiny ho faty.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Tamin’i Jehò nanefa ny fanamelohany ny taranak’i Akaba dia hitany ireo lehibe tamin’i Jodà mbamin’ireo zana-drahalahin’i Okoziasa izay nanao raharaha tao amin’i Okoziasa ka nefainy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ary tamin’ny namalian’i Jeho ny taranak’i Ahaba dia hitany ireo mpanapaka ny Joda sy ny zana-drahalahin’i Ahazia, izay nanompo an’i Ahazia, ka novonoiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ary tamin'ny namalian'i Jeho ny taranak'i Ahaba dia hitany ireo mpanapaka ny Joda sy ny zana-drahalahin'i Ahazia, izay nanompo an'i Ahazia, ka novonoiny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Ary tamin’ny namalian’i Jeho ny taranak’i Ahaba dia hitany ireo mpanapaka ny Joda sy ny zana-drahalahin’i Ahazia, izay nanompo an’i Ahazia, ka novonoiny.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 22:8
2 Rohy Ifampitohizana  

Vitsy olona ihany ny tafika sirianina izay tonga teo, kanefa miaramila maro no natolotry ny TOMPO ho eo an-tanany noho ny Jodeanina efa nandao ny TOMPO Andriamanitry ny razany. Toy izany no nahatanterahan’ny tafika sirianina ny famaliana an’i Jôasy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra