Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 22:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Rehefa hitan’i Hatalià renin’i Ahazià fa maty ity zanany lahy, dia niroso nandringana ny zazalahy rehetra tamin’ny teraky ny andriamanjakan’i Joda izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Nony hitan’i Atalia, renin’i Ahazia, fa maty ny zanany, dia nitsangana izy ka nandringana ny taranaky ny mpanjaka rehetra tamin’ny taranak’i Joda.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Rehefa hitan’i Hatalià renin’i Ahazià fa maty ity zanany lahy, dia niroso nandringana ny zazalahy rehetra tamin’ny teraky ny andriamanjakan’i Joda izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Nony hitan’i Atalia, renin’i Okoziasa fa maty ny zanany, dia nitsangana izy ka namono ny zanak’andriana rehetra amin’ny taranak’i Jodà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Ary nony hitan’i Atalia, renin’i Ahazia, fa maty ny zanany, dia nitsangana izy ka nandringana ny zanak’andriana rehetra tamin’ny taranak’i Joda.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Ary nony hitan'i Atalia, renin'i Ahazia, fa maty ny zanany, dia nitsangana izy ka nandringana ny zanak'andriana rehetra tamin'ny taranak'i Joda.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Nony hitan’i Atalia, renin’i Ahazia, fa maty ny zanany, dia nitsangana izy ka nandringana ny taranaky ny mpanjaka rehetra tamin’ny taranak’i Joda.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 22:10
6 Rohy Ifampitohizana  

Koa etsy hotoroako hevitra ianao mba hamonjena aina ny tenanao sy i Salômôna zanakao.


Raha tsy izany, rehefa modimandry ka tsy eo intsony ianao, ry andriamanjaka, dia hatao toy ny olo-meloka ny tenako sy i Salômôna zanako.


Kanefa i Jôsebà, zanakavavin’i Jôrama mpanjaka, dia naka an’i Jôasy zanakalahin’i Ahazià ka namonjy azy teo anivon’ireo rahalahiny efa novonoina; ary napetrany tao an’efitrano fandriana niaraka tamin’ny mpitaiza azy. Io Jôsebà vadin’i Jôiadà mpisorona sady zanakavavin’i Jôrama mpanjakan’i Joda io moa dia anabavin’i Ahazià; nafenin’i Jôsebà i Jôasy mba tsy ho hitan’i Hatalià, ka dia tsy mba voavono ho faty.


Dia nosamborin’ireo i Hatalià ka notaritaritiny ho any an-dapan’ny mpanjaka; ary rehefa tafapaka ny fidirana teo amin’ny vavahadin-tsoavaly ravehivavy, dia novonoina ho faty teo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra