2Tantara 21:11 - DIEM PROTESTANTA11 I Jôrama mihitsy no nanao toeram-panasinana teny an-tendrombohitr’i Joda ka nitaona ny mponin’i Jerosalema sy ny Jodeanina hanompo sampy sady hivadika amin’Andriamanitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Nanao toerana fanaovana sorona teny amin’ny tendrombohitr’i Joda koa i Jehorama sady nampijangajanga ny mponina tany Jerosalema no nitaona ny Joda mangingina hanao izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 I Jôrama mihitsy no nanao toeram-panasinana teny an-tendrombohitr’i Joda ka nitaona ny mponin’i Jerosalema sy ny Jodeanina hanompo sampy sady hivadika amin’Andriamanitra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Nanao fitoerana avo tamin’ny tendrombohitr’i Jodà aza i Jôrama ary nitaona ny mponina tao Jerosalema hitolo-tena hanaraka andriamani-kafa ary nanambosy an’i Jodà. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary nanao fitoerana avo teny an-tendrombohitr’i Joda koa izy sady nampijangajanga ny mponina tany Jerosalema ary nitaona ny Joda mangingina hanao izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary nanao fitoerana avo teny an-tendrombohitr'i Joda koa izy sady nampijangajanga ny mponina tany Jerosalema ary nitaona ny Joda mangingina hanao izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Nanao toerana fanaovana sorona teny amin’ny tendrombohitr’i Joda koa i Jehorama sady nampijangajanga ny mponina tany Jerosalema no nitaona ny Joda mangingina hanao izany. Jereo ny toko |
Ankehitriny, mivonòna ianareo, fa amin’ny fotoana izay handrenesanareo ny feon’ny trompetra sy sodina ary kabôsy aman-dokanga mbamin’ny valiha sy farara ary zava-maneno isan-karazany, dia hiankohoka sy hivavaka amin’ny sarivongana izay nataoko ianareo; fa raha tsy mety mivavaka kosa ianareo, dia hatsipy miaraka amin’izay ao anaty lafaoro misy afo mivaivay; ary iza no andriamanitra hahafaka anareo amin’ny fahefàko?