Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 20:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Ary nonina teto izy ka nanorina Toeramasina ho an’ny anaranao sady niteny hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Ary nonina teto izy ka nanao fitoerana masina ho an’ny anaranao teto sady nilaza hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Ary nonina teto izy ka nanorina Toeramasina ho an’ny anaranao sady niteny hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Dia nonina teto izy ireo sy nanangana fitoerana masina ho Anao, ho an’ny Anaranao, nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ary nonina tatỳ izy ka nanao fitoerana masina teto ho an’ny anaranao sady nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ary nonina tatỳ izy ka nanao fitoerana masina teto ho an'ny anaranao sady nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Ary nonina teto izy ka nanao fitoerana masina ho an’ny anaranao teto sady nilaza hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 20:8
7 Rohy Ifampitohizana  

Ny tempoly hataoko dia ho lehibe, satria lehibe noho ny andriamanitra rehetra ilay Andriamanitray.


Ry Andriamanitray ô, Ianao no nandroaka ny mponina tamin’ity tany ity hiala teo anoloan’i Israely vahoakanao ka nanome mandrakizay an’izany ho an’ny taranak’i Abrahama sakaizanao.


«Raha manjo anay ny loza, na ady na famaizana na areti-mandringana na mosary, ka hijoro manatrika ity tempoly ity izahay, fa ny anaranao no amin’ity trano ity, ary hiantso vonjy aminao noho ny fahorianay, dia hihaino Ianao ka hamonjy.»


Dia notanterahin’ny TOMPO araka izany tokoa ny fampanantenana nolazainy; fa nandimby an’i Davida raiko aho ary mipetraka amin’ny sezafiandrianan’i Israely araka ny voalazan’ny TOMPO, sady efa nanorina ity tempoly ity ho voninahitry ny TOMPO Andriamanitr’i Israely;


«Hatramin’ny andro nitondrako ny vahoakako niala tany Ejipta, dia tsy mbola nisy tanàna nofidiko tamin’ny foko israelita rehetra hanaovana tempoly mba hitoeran’ny voninahitro; ary tsy mbola nisy koa olona nofidiko ho mpifehy an’i Israely vahoakako.


Fa nifidy an’i Jerosalema Aho hitoeran’ny voninahitro, ary nifidy anao Aho, ry Davida hifehy ilay Israely vahoakako.»


Nomen’ny TOMPO ho an’ny Israelita ny tany manontolo, izay efa nianianany homena ny razambeny: dia azony ho fananany tokoa izany ka nonenany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra