2Tantara 20:16 - DIEM PROTESTANTA16 Rahampitso dia midîna hiady amin’ny fahavalonareo izay miakatra amin’ny fiakarana Hatsitsa izao. Ianareo kosa hahita azy eo amin’ny faran’ny lohasahan-driaka tandrifin’ny taniefitr’i Jeroela. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Rahampitso dia midìna hiady aminy ianareo; fa indreo, hiakatra amin’ny fiakarana Ziza izy; ary ianareo dia hahita azy eo amin’ny faran’ny lohasahan-driaka tandrifin’ny tany efitr’i Jeroela. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Rahampitso dia midîna hiady amin’ny fahavalonareo izay miakatra amin’ny fiakarana Hatsitsa izao. Ianareo kosa hahita azy eo amin’ny faran’ny lohasahan-driaka tandrifin’ny taniefitr’i Jeroela. Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 Midìna ianareo hamely azy rahampitso, fa indro izy hihazo amin’ny havoan’i Sisa, ary ho hitanareo erỳ amin’ny faran’ny lohasaha tandrifin’ny efitra Jeroela. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Rahampitso dia midìna hiady aminy hianareo; fa, indreo, hiakatra amin’ny fiakarana Ziza izy; ary hianareo hahita azy eo amin’ny faran’ny lohasahan-driaka tandrifin’ny efitr’i Jeroela. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Rahampitso dia midìna hiady aminy ianareo; fa, indreo, hiakatra amin'ny fiakarana Ziza izy; ary ianareo hahita azy eo amin'ny faran'ny lohasahan-driaka tandrifin'ny efitr'i Jeroela. Jereo ny toko |